Ny indostrian’ny menaka palmie any Malezia dia miady mafy amin’ny fanarahana ny fitsipiky ny EU


Ny lalàna vaovaon’ny Vondrona Eoropeana dia mikendry ny handrara ny fanafarana vokatra maromaro, anisan’izany ny menaka palmie, izay avy amin’ny fambolena mifandray amin’ny fandripahana ala. Na dia midera ny lalàna ho fomba lehibe hiarovana ny ala maneran-tany aza ny vondrona, dia milaza kosa ireo firenena Aziatika atsimo atsinanana fa manohintohina ny fiveloman’izy ireo izany ary sarotra ny mampihatra izany. Malezia dia iray amin’ireo mpamokatra menaka palmie ambony indrindra eran’izao tontolo izao ary ny tantsaha any dia manahy fa mety ho very ny fidiram-bolany. Tatitra avy any amin’ny nosy Borneo ny ekipanay.

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *