Namokatra maherin’ny 4 lavitrisa euros ny mozika pop Koreana Tatsimo tamin’ny tapany voalohany tamin’ny taon-dasa. Izany mihitsy aza no tena mahatonga ny mpizaha tany hitsidika
Read moreNy indostrian’ny menaka palmie any Malezia dia miady mafy amin’ny fanarahana ny fitsipiky ny EU
Ny lalàna vaovaon’ny Vondrona Eoropeana dia mikendry ny handrara ny fanafarana vokatra maromaro, anisan’izany ny menaka palmie, izay avy amin’ny fambolena mifandray amin’ny fandripahana ala.
Read moreMijery anao i Big Brother! Ny firongatry ny CCTV ao India
Tamin’ny taona 2019, voampanga ho nanara-maso ireo mpikatroka, manam-pahaizana, mpanao gazety ary mpanao politika ny governemanta nasionalista Hindu ao India. Tatitra vao haingana navoakan’ny orinasam-pikarohana
Read moreSambatra tsy ho ela: Miady ho an’ny zo hisara-panambadiana any Filipina
Rehefa voafidy ho filohan’i Filipina izy tamin’ny 2022, dia nivoady i Ferdinand Marcos Jr fa hanara-dalàna ny fisaraham-panambadiana. Ny firenena katolika no hany firenena eran-tany,
Read moreManokatra tsikelikely ny varavarany ho an’ny mpiasa vahiny i Japana
Japana dia iray amin’ireo fiaraha-monina haingana indrindra eran-tany, ary iray amin’ireo taham-pahaterahana ambany indrindra. Mba hampandrosoana ny toekareny dia mila mpiasa bebe kokoa izy. Ny
Read more